Louis Hjelmslev
I Louis Hjelmslev, teraka tao Copenhagen tamin' ny 3 Oktobra 1899 ary maty tao ihany tamin' ny 30 Mey 1965, dia mpahay teny danoà izay nanohy ny fisaintsainan' i Ferdinand de Saussure tamin' ny fananganana glôsematika. Izy dia zanaky ny matematisiana Johannes Hjelmslev (1873-1950).
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaTantaran' i MadagasikaraKônsilySandam-bolaBaiboly katôlikaTestamenta TalohaAdy Lehibe FaharoaFanandroana malagasyKabary famangianaTestamenta VaovaoWikipediaTetiandro malagasySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaApôkalipsin' i JoanyAurangzebKolontsaina malagasyMadagasikaraBaibolyFiraisana ara-nofoFoko eto MadagasikaraFady (malagasy)Philip II an'i EspainaFilôzôfiaDokuWikiFiteny malagasyKabary am-panambadianaAnaran'ny mponinaAlahamadySilamoSikidy (malagasy)FanagasianaMediaWikiDidy FoloNy Avana RamanantoaninaFanambadianaBetsileoRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Filoham-pirenena sy mpanjakan' i Madagasikara